13 février 2006
la meuf qui cherche de la viande occidentale
Vehivavy tsy manambady, mba te-hifanoratra amin'ny malagasy mipetraka aty Eropa avaratra. Raha mazoto manoratra hianareo any Danemark, Norvège, Suède, Groenland , Allemagne dia mazoto mamaly anareo aho.Veloma vetivety.